TSY ANJARA ( Dors Group)

[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le lundi 09 novembre 2009 17:29

FJ6

Ambadiky ny aina
mitory hafaliana,
matetika saina
nampahoriana.

Fredy JAOFERA
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 28 février 2008 15:20

FJ7

FJ7
Tsy voalazako amin'ny soratra
'zay alahelo mafy indrindra ;
tsy voavoakako amin'ny ohatra
fa ao am-po ary tsy mirindra.

Fredy JAOFERA
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 28 février 2008 15:23

Modifié le mardi 04 mars 2008 11:50

FJ8

Fa ny fitiavako ny teniko
sy ny fitiavako ny reniko
ary ny fitiavako ny taniko
ao ambadiky ireo tomaniko
no harena sisa tafajanona,
miroborobo sy mba vanona !

Fredy JAOFERA

[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 28 février 2008 15:30

AKORY ABY ANDREO ( Feon'ala)

[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le lundi 09 novembre 2009 20:05

FJ9

Betsaka ny zavatra tiako hadinoina
hilevina hatrany,
kanefa tsarovy fa tsy mety vonoina,
mamoaka tomany.

Fredy JAOFERA
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 28 février 2008 15:34

TOSI-DRA (Ny Nanahary)

[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le lundi 09 novembre 2009 19:43

FJ10

Amiko ny ray raha ato am-poko foana ombieny
dia andry nitokiana nataoko ho solon-dreny.

Fredy JAOFERA
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 28 février 2008 15:38

TIA ANAO ZAHO (Jaojoby)

[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le lundi 09 novembre 2009 17:35

FJ11

Aoka izay, ry tiako,
ny manao izay mankarary ;
aoka izay fa fijaliako
'ty mba andro tsy manjary.

Fredy JAOFERA
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 28 février 2008 15:40