Tompoko,
Miarahaba anao mitsidika ahy ato amin'ity blaogy ity. Ny ho hitanao indrindra ato dia ny fanehoana am-pahatsorana izay mba lalana kely vita teo amin'ny haisoratra niaraka na tsy niaraka tamin'ny fikambanana. Ho taratrao koa araka izany ny mikasika ny fikambanana izay misy ahy. Ilainao ity blaogy ity rehefa hanao karoka momba ahy ianao na ny olon-kafa kanefa tsy afaka ny hifanena na hifankahita isika noho ny antony maro samihafa : halavirana, tsy fifankahalalana...In oako fa hanampy anao amin'ny fampahafantarana ahy ity blaogy ity.
Ity ny blaogiko. Mazotoa mitsidika azy !...
Mirary soa,
Fredy JAOFERA